]
Les quotidiens du 17 May 2012
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Communauté Malagasy Association Fitia : Filma Zanako Sarobidy

Association Fitia : Filma Zanako Sarobidy


TSINDRIO EO AMIN'IO SARY AMBONY IO TOMPOKO

Inona tokoa moa no tena sarobidy indrindra eto ambonin'ity tany fandalovana ity raha tsy ireo hoe menaky ny aina, dia ny zanaka sy fara amandimby ?

Ahoana kosa anefa rehefa manavy izy ireo na koa tratry ny aretina tsy noeritreretana velively ? Soa ihany fa misy ny Fikambanana Fitia izay natsangan'i Mialy Rajoelina Razakandisa. Tsy ho be resaka aho fa mijere ilay filma. Misy sary tena mety hanaitra anao tokoa. Ary ao Antananarivo no misy ireo fa tsy aiza akory. Sady mampalahelo no mahontsa ny fo. Dia mbola misy ihany olona miady seza, miady tombontsoa, miady amin'ny tsy antony raha oharina amin'ireo zava-manjo ny zaza malagasy sasany...

Tsiahivina fa tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny Herinandron'ny Fahasalamanan'ny Reny sy ny Zaza eran'ny Afrika, amin'ity taona 2011 ity no nanatontosana ity filma ity.

Jeannot RAMAMBAZAFY

 

Mis Ă  jour ( Jeudi, 21 Avril 2011 06:12 )  
Bannière

Madagate Web-TV

Lalatiana sy Fidèle - Radio Free Fm : TANTARA TSY FANADINO

Madagate Affiche

 

Olga Ramaroson: ny maha olona ny olona dia ny fananany trano fonenana

 

Madagascar inscrit dans le premier APE de l'UE

 

Madagascar-UE: accord de partenariat de pĂŞche

 

 

Madagascar SeFaFi: 2011, du gâchis. Un an d’archives de l’Histoire politique malgache

 

Hanitrarivo Rasoanaivo: Commandeur de l'Ordre des Arts, des Lettres et de la Culture

 

Antananarivo. CUA-UE : La Journée de l’Europe à l’Hôtel de Ville

 

Nosy Be: le programme du Festival Donia 2012

 

Madagascar, 3 Mai 2012: Journée de la Liberté de la Presse à Toliara